Tumgik
powerrak-blog · 1 year
Photo
Tumblr media
#autoroute #madagascar , 20km no efa voasoritra ary efa eo andalam-panotofana amin'ny 80km ho vitaina amin'ity taona 2023 ity. Mandrosoa ny asa fanamboarana sahanin'ny orinasa #Samcrete raha ny fitsidihana izay nataon'ny Minisitra tompon'andraikitra. Tsiahivina fa mitaky 260km ny halavan'ity lalambe mokodana ity. Tetikasan'ny filoha Andry Rajoelina izay mbola tsy manampaharoa eto amin'ny firenena. https://www.instagram.com/p/CpVL8NNssk1/?igshid=NGJjMDIxMWI=
2 notes · View notes
powerrak-blog · 1 year
Photo
Tumblr media
ITY TAONA ITY !? Ny fitondrana ankehitriny dia Hiantso Firaisankiana sy Filaminana, Hitanisa ny zava-bita, Hanohy ny asa fampandrosoana sy hamaha ireo olana maharary ny vahoaka. Hisedra ny olana ateraky ny loza voajanahary isankarazany. Ny sasany maniry mafy ny haka fahefana sy fitondrana kosa, dia hamboly korontana, hivoy fankahalana ary hanao litania ny Fanaratsiana. Hilaza ho mahavita sy mahay nefa tsy hitanisa akory izay asa hataon'izy ireo hahatongavany amin'izany. Moa va tsy toy ireo mpivavaka mitory teny eny anelakelan-trano ? tsy mitory ny fahatsaran'ny lanitra sy ny tany fa mitanisa ny afobe fotsiny. Lalina ity taona ity......CETTE ANNÉE LA.... https://www.instagram.com/p/CnRSFDRsbWJ/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
SHARM EL SHEIKH - EGYP 2022 Ankoatra ny fivoriana mahakasika ny toetry ny andro, dia maro ireo fihaonana tamin'ny tompon'andraikitra ambony natrehan'ny filoha Andry Rajoelina . Anisan'izany ny fihaonana tamin’ny tale mpanatanteraky ny Fandaharanasa maneran-tany ara-tsakafo na ny PAM, David Beasly. Izay niresahana indrindra ny mahakasika ny tetikasa ho fanafoanana ny tsy fanjariantsakafo sy hikajiana ny ala sy ny tontolo iainana. Fa teo koa ny firesahana ny haintany izay mianjady any atsimo ny nosy ankehitriny. Nivoitra tamin'ny fihaonana fa misy ny fanantenana raha mahakasika an'i Madagasikara. Teo koa ny fihaonany tafahana tamin'ny Cheikh Shakboot Bin Nahyan Al Nahyan, Minisitry ny raharaham-bahiny sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenen'ny Emirats Arabes Unis. Nahafahana nanohy ireo resaka nifanaovana momba ireo fampiasam-bola hanohanana ireo fotodrafitrasa goavana ataontsika hampandroso an'i Madagasikara. Voaresa tao koa ireo fanamby atrehin'ny Nosintsika manoloana ny fiovaovan’ny toetry ny andro sy ny toe-java-misy maneran-tany ankehitriny sy ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny fitaterana an’habakabaka , ny famatsiana herinaratra sy ny fahavononan'ny orinasa goavana avy any Emirats Arabes Unis amin'ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro. https://www.instagram.com/p/CkxT5RFIw0R/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
#Egypte dia mandray ireo mpitondra eran-tany, iraky ny toetr'andro, solontena ary fiarahamonim-pirenena manerana izao tontolo izao anisan’izany ny filohampirenena Malagasy Andry Rajoelina ho amin'ny Fihaonamben'ny Fampiharana ny Toetr'andro Sharm el-Sheikh amin'ity taona ity, izay ahitana hetsika mifanaraka amin'ny faniriana. Miaraka amin'ny fanatanterahana ny #COP27. ----------------------------------------------- #Egypte accueille les dirigeants mondiaux, le président de Madagascar Andry Rajoelina en fait partie, les envoyés climatiques, les délégués et la société civile du monde entier au Sommet sur la mise en œuvre du climat de Charm el-Cheikh de cette année, où l'action rencontre l'ambition. Ensemble pour la mise en œuvre #COP27. ----------------------------------------------------- #Egypt welcomes World Leaders, among them is the president of Madagascar Andry Rajoelina, climate envoys, delegates and civil society from around the world to this years Sharm El Sheikh Climate Implementation Summit, where action meets ambition. #TogetherForImplementation #COP27 https://www.instagram.com/p/CkqdAbuodkS/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Lalana manarapenitra no ilaina, tsara sy maharitra da tsy hoe akory isaky ny 5 taona dia hanamboatra lalana foana no hataon'ny filoha izay mitondra eo. Izao fomba fiasan'ny filoha Andry Rajoelina izao no nilaina hatrizay fa tsy hoe maika ny hanenjika isa fotsiny. Mankasitraka, mankatelina ny fanjakana amin'izao fanovana fomba fiasa izao. https://www.instagram.com/p/CkoQfWOMhgO/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Text
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Fanolorana ny taratasy manendry ny Ambasaoro n' i TURQUIE sy RUSSIE hiasa eto Madagasikara. https://www.instagram.com/p/CjViqcAIgRf/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Arivo teny, Zato kabary, fa iray ihiany no marina : MATY LOLO AVOKOA ANGAHA NO TOA MISAMBOARAVOARA ? Ny kisary teny no entina hilazana ny hevitra tiana hambara. Ny voalohany amin’izany ny teny hoe : « Ny hazo avo halandrivotra » Ho sarotra ny fandidiana hoan’ny mpanohitra. Manakaiky ny taona 2023, ny fitondrana nefa ity toa haratsiana vao maika miasa. Andeha mba eritreretina hoe tsy nisy ny Corona Virus. Na izay fotsiny ihiany aza🤔. Fehiny dia hoy ny ohabolana sy fomba fiteny Malagasy manao hoe : « Ny tenin’ny mpisampina tsy inoan’ny mpisikina ; ny tenin’ny mpijery tsy inoan’ny mpanao ; ary ny tenin’ny kamo tsy inoan’ny mazoto ». https://www.instagram.com/p/CjSQ7wGNypa/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Nisaotra ny fiangonana ny Filoha andry_rajoelina amin'ireo asa Sosialy maro ataony, indrindra amin'ireo toerana lavitr'Andriana hoy ny fiteny azy. Rariny tokoa raha manohana ara-bola sy ara-pitaovana ireny fiangonana ireny ny fitondrana, indrindra fa ny #PRM noho io toe-javatra izay efa antaonany maro no nisiany teto Madagasikara izay. Ireny fiangonana ireny no mahavita bebekokoa amin'ny asa Sosialy sy ny Fanabeazana any Ambanivohitra lavitry ny tanan-dehibe rehetra any. Fiaraha-miasa tsara izany ary tokony tokizana ho fanasoavana ny mpiara-belona. https://www.instagram.com/p/CjPobWJIsdt/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Tafika Malagasy. No tokanana androany ny Toby ny "Premier Bataillon des parachutistes" izay nampitondraina ny anaran'i Jeneraly de Corps d'armée Mounibou Ismaël teo ambany fiahian'ny Filohan'ny Repoblika sady "Chef Suprême des armées" SEM Andry Rajoelina. Ny mpanao politika dia mahafantatra tsara an'izany Jeneraly Mounibou izany. https://www.instagram.com/p/CjFkXhzMxrt/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Araka ny voalazan'ny tompon'andraikitra dia hatao mitovy amin'ny endriny teo aloha ihiany ireo lapa eny anaty Rova. Tsy hiteny betsaka ny tena fa efa maro izay nolazaina mahakasika azy ity izay. Fa hoy aho amin'ilay fomba fitenin'ny Natao taloha manao hoe "Raha razana tsy hitahy sy manda fandrosoana, mifohaza hiady vomanga". https://www.instagram.com/p/CjDuQe3tYV3/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Datanta Moto ireo Be ny tanana miisa 64 ao amin'ny faritra DIANA. #mercipresident https://www.instagram.com/p/Ci5O77Bt4jK/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Dia lasa problème hoan'ny sasany indray ity sary ity. Tena mba ataovy sérieux ry zalah ilay fanoherana fa manimba an'ilay politique tokony hitondra fampandrosoana. Normal raha tsy misy mihaino ilay fanoherana. https://www.instagram.com/p/Ci77B7QNom8/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Ny olom-pirenena vanona sy vonona dia mandray anjara ary manoratra ny anarany ao anatin'ny lisi-pifidianana. Zo sy adidy izany mba tsy hifanomeazan-tsiny aoriana. Raha antoko politika mitsinjo vahoaka ihiany koa dia manentana hoamin'izany. https://www.instagram.com/p/Cixl_9-Nlee/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Tsara ny manara-maso saingy lasa mivadika fankahalana ilay izy. Nandany andro nidina nijery ny fahavitan'ny lalana RN5A mihintsy ny SG ny antoko TIM. Sady tsy manadihady no tsy manara-baovao, fa mikatona ao amin'ny MBS ao. Lalana (LA PONT) nasain'ny Filoha "Rectifier" mba haharitra no andaniana andro voizina entina indray ankehitriny. Moramora ihiany zy rareo fa sao hivadika aretin-tsaina ity FAMAFANA LALANA ataonareo ity. Ekena fa marirary ny fo satria ny mpitondra ankehitriny no nahavita azy io saingy ataovy an-tsaina fa lova hoan'ny vahoaka malagasy io fa tsy hoan'ny mpitondra akory. https://www.instagram.com/p/CimjbiNtGTj/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Ity aloha mbola tsy MIAMI fa mbola MAMAMIAAA. En tout cas, ça commence à prendre forme. https://www.instagram.com/p/CimclPiAlwX/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Hivahiny ao amin'ny fandaharana Zakay Arik'aro ao amin'ny TVPlus ny Minisitra Ravokatra Fidiniavo rahampitso zoma. https://www.instagram.com/p/CiQBvTFNRzZ/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes