Tumgik
#MadagascarPolitique
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Ho an'ny Fanjakana, hanomboka ny asa fanamboarana ny lalana RN 13. Velirano sy fanamby nataon'ny filoha. Fa etsy andaniny, hanomboka ihiany koa ny asa loha sy ny aretin-tsaina ary ny tsikera sy fanaratsian'ny mpanohitra manoloana izany. #madagascardeveloppement #Velirano #madagascarpolitique https://www.instagram.com/p/Ceyh7RUraJJ/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Ny zava-marina tokoa no lazaina. Ary tena marina ny voalazan'ny filoha Andry Rajoelina fa efa malemy avokoa ireo lalana rehetra eto Madagasikara. Ka na ho tapenana sy ho kojakojaina zato amby arivo eo dia tsy haharitra intsony. Tombondalana araka izany ny an'ny RN44, RN5a, ary efa tsinjo ao ny RN10, RN13 sy ny hafa satria fanorenana vaovao no natao. #madagascardeveloppement #madagascarpolitique https://www.instagram.com/p/CdX1SZmtk1t/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Travail du Peuple, Par le Peuple et Pour le Peuple. #Velirano #MadagascarPolitique #madagascardeveloppement https://www.instagram.com/p/CdAKujsIDt2/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Miasa ny fitondrana matoa mitokana zava-bita tahaka izao. Na dia mafy aza ny fanenjehana ataon'ny mpankahala (satria ny fankahalana efa tsy fanoherana ara-politika intsony fa efa zavatra hafa) ny filoha @andry_rajoelina sy ny minisitra @lalatianarakotozafy dia tsy manakana azy ireo hiasa izany. Ny vahoaka no aoka hitsara. #MadagascarPolitique #madagascardeveloppement https://www.instagram.com/p/Cc8Pq3OMPZu/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Tonga miaraka no fanombohana hoy i Dada izay mo ? Fanontaniana fotsiny ny ahy io a fa tsy midika n'inoninona aa🤔🤐😎 #MadagascarPolitique https://www.instagram.com/p/Ccvd_UtsCul/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Izay aloha dia marina. Ary tsy nisy ary tsy mbola hisy izany TIM handresy MAPAR izany. Saingy indrisy fa NOFY izany Ravalomanana hizara fahefana izany. Izay indray aloha dia tena ho nofy ririny. Ary io no antony hisitahan'ireto solombavambahoaka TIM sasany ireto mialohan'ny fotoana koa dia mahereza izay rehetra mety ho rebirebeny amin'ny fiarahana. #MadagascarPolitique https://www.instagram.com/p/CcqJAO5sq1p/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Zarazarain'ny tombotsoa samy manana ny azy ny ireo mpikambana ao amin'ny Antoko TIM ankehitriny. Tsy TO teny intsony ny filoha mpanorina ny antoko. Variana manenjika ny hafa, dia ny tokatrano izao no mihahaka. #MadagascarPolitique https://www.instagram.com/p/Ccmg6N4sQNK/?igshid=NGJjMDIxMWI=
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Na misy aza ny voin-kava mahatratra atrehina ankehitriny sy ireo tranganjavatra mandalo, ny fanatanterahana ny Velirano mitohy hatrany. Maro no mbola ho tanterahina, betsaka kosa no efa vita. Maro ireo tanana niova endrika ankehitriny, betsaka ireo faritra nisitraka fotodrafitrasa iombonana. Saingy hodian’ny sasany tsy hita izany nohon’ny fankahalana. Ny valala misy, ny mpilaza mahay hoy ny fomba fiteny. Na izany aza, tsy izao fitondrana izao no tsy hanan-kolazaina amin’ny vahoaka rehefa tonga ny fotoana. Hoy ilay teratany vahiny Christine Ockrent hoe « La haine est le plus puissant des alcools en politiques ». #MadagascarPolitique #MadagascarDeveloppement #Velirano https://www.instagram.com/p/CbPaIzLMZ5a/?utm_medium=tumblr
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Hisoratra anaty tantaran'ny firenena izao fananganana fotodrafitrasa marobe izao. Ho tsaroana ihiany koa ny fotoana sy ny fitondrana ary ny filoha izay loharano nahazahoana azy. #MadagascarPolitique #Velirano4 #AndryRajoelina https://www.instagram.com/p/Cah4KYJMQXS/?utm_medium=tumblr
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Izao fitondrana izao no hanomboka azy. Tsy ho ela ny fisoratana anarana hoan'ireo malagasy monina any ivelany ahafahan'izy ireo handray anjara amin'ny fifidianana eto amin'ny firenena. Na ianareo mpanohitra bevava aza angamba mety mba handray anjara raha tsy voaheloka na manana raharaha eny amin'ny fitsarana Malagasy🥴🥵🤔🤔 #madagascar🇲🇬 #MadagascarPolitique #MadagascarDemocratie https://www.instagram.com/p/CaUssraMSNS/?utm_medium=tumblr
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Photo
Tumblr media
Président @andry_rajoelina , @se_andryrajoelina , Rencontre avec des haut responsables européens. #sommetUE_UA #madagascardevelopment #MadagascarPolitique https://www.instagram.com/p/CaHEJ4rss9B/?utm_medium=tumblr
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Text
Tsy mbola tara, saingy 4 andro sisa satria hifarana ny faha 15 febroary izao ny fisoratana anarana ai amin'ny LISI-PIFIDIANANA.
Tumblr media
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Text
Araka ny hevitry ny sasany dia nahavita namorona "cyclone" mihintsy ny filoha mba ahafahana manao fampielezan-kevitra. Dia hoy aho hoe, tena mafy izy raha izay. Fa samy nahazo tombony avokoa ny rehetra satria afaka nizara "Calendrier" hoany traboina ny sasany.
Tumblr media Tumblr media Tumblr media Tumblr media Tumblr media
0 notes
powerrak-blog · 2 years
Text
Longue vie au couple présidentiel.
#MadagascarPolitique
Tumblr media
0 notes